7 Nanoratra ho an’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa koa ry Bislama sy Mitredata sy Tabela ary ny mpiara-miasa aminy sasany, tamin’ny andron’i Artaksersesy. Nadikany tamin’ny fiteny aramianina+ ilay taratasy, ka soratra aramianina no nanoratany azy.*
4 Dia novalian’ny Kaldeanina tamin’ny teny aramianina*+ ny mpanjaka hoe: “Ho velona mandrakizay anie ianao, ry mpanjaka ô! Tantarao aminay mpanomponao ilay nofy, dia holazainay ny dikany.”