Salamo 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny fikasan’i Jehovah kosa maharitra mandrakizay;+Tsy miova ny hevitra ao am-pony, na dia hatramin’ny taranaka fara aman-dimby aza. Isaia 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nolazaiko hatramin’ny voalohany ny zavatra hitranga amin’ny farany,Ary efa nolazaiko hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao.+ Hoy aho: ‘Tsy hiova ny fanapahan-kevitro,*+Ary hataoko ny sitrapoko rehetra.’+
11 Ny fikasan’i Jehovah kosa maharitra mandrakizay;+Tsy miova ny hevitra ao am-pony, na dia hatramin’ny taranaka fara aman-dimby aza.
10 Efa nolazaiko hatramin’ny voalohany ny zavatra hitranga amin’ny farany,Ary efa nolazaiko hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao.+ Hoy aho: ‘Tsy hiova ny fanapahan-kevitro,*+Ary hataoko ny sitrapoko rehetra.’+