15 Ny famaky ve dia hanandra-tena ho ambony noho izay mikapa aminy?
Ny tsofa ve dia hihevi-tena ho ambony noho izay manatsofa aminy?
Ny tehina+ ve dia ho afaka hanetsiketsika an’ilay manainga azy?
Ary ny tsorakazo ve dia ho afaka hanainga an’ilay mitazona azy?