2 Mpanjaka 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa misy hevitra hampidiriko ao an-tsainy,* dia hody any amin’ny taniny izy rehefa avy maheno tatitra. Dia hataoko matin’ny sabatra any amin’ny taniny ihany izy.”’”+ 2 Mpanjaka 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny teninao+ tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+
7 Fa misy hevitra hampidiriko ao an-tsainy,* dia hody any amin’ny taniny izy rehefa avy maheno tatitra. Dia hataoko matin’ny sabatra any amin’ny taniny ihany izy.”’”+
28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny teninao+ tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+