Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izaho Ilay mikosoka ny fahadisoanao,*+ noho ny anarako,+Ka tsy hotsaroako ny fahotanao.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+
18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+