5 Fa fantatry ny* velona hoe ho faty izy,+ fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona,+ sady tsy mahazo valisoa* intsony, satria hadino daholo izay nahatsiarovana azy.+
10 Izay rehetra azonao atao, dia ataovy amin’ny herinao manontolo. Fa tsy misy afaka miasa, na mikasa hanao zavatra, na mahazo fahalalana, na maneho fahendrena, any amin’ny Fasana*+ halehanao.