2 Mpanjaka 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.”+ Hoy koa izy: “Tsara raha mba misy fiadanana sy filaminana* mandritra ny androm-piainako.”+
19 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.”+ Hoy koa izy: “Tsara raha mba misy fiadanana sy filaminana* mandritra ny androm-piainako.”+