24 Fa “hoatran’ny ahitra ny olombelona rehetra, ary hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha ny voninahiny rehetra. Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny, 25 fa ny tenin’i Jehovah kosa maharitra mandrakizay.”+ Ary izany “teny” izany ilay vaovao tsara nambara taminareo.+