-
Eksodosy 7:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa nataoko hoatran’ny hoe Andriamanitra* ianao eo anatrehan’i Farao, ary i Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.+ 2 Ianao no hilaza amin’i Arona rahalahinao ny didy rehetra homeko anao, ary i Arona no hiresaka amin’i Farao, dia halefany hiala ao amin’ny taniny ny Israelita.
-