Mpitoriteny 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ilay tena Andriamanitra no hitsara hoe tsara sa ratsy ny zavatra atao rehetra, anisan’izany ny zava-miafina rehetra.+ Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+Sy mamantatra ny eritreritra lalina indrindra,*Mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony,Sy araka ny vokatry ny asany.+ Romanina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+
14 Fa ilay tena Andriamanitra no hitsara hoe tsara sa ratsy ny zavatra atao rehetra, anisan’izany ny zava-miafina rehetra.+
10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+Sy mamantatra ny eritreritra lalina indrindra,*Mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony,Sy araka ny vokatry ny asany.+