Eksodosy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hafahana izy ary tsy handoa na inona na inona.+
2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hafahana izy ary tsy handoa na inona na inona.+