Jeremia 39:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa navelan’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, izay tsy nanana na inona na inona. Nomeny tanimboaloboka sy tany hovolena* koa izy ireo,+ tamin’izany andro izany.
10 Fa navelan’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, izay tsy nanana na inona na inona. Nomeny tanimboaloboka sy tany hovolena* koa izy ireo,+ tamin’izany andro izany.