Ezekiela 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ny sampy maharikoriko,* ary hofoanako ireo andriamanitra tsy misy dikany ao Nofa.*+ Tsy hisy andriana* avy any Ejipta intsony, ary hataoko lasa matahotra daholo ny olona any.+
13 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ny sampy maharikoriko,* ary hofoanako ireo andriamanitra tsy misy dikany ao Nofa.*+ Tsy hisy andriana* avy any Ejipta intsony, ary hataoko lasa matahotra daholo ny olona any.+