Ezekiela 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hofongorako ny vahoakan’i Ejipta, ka i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona no hampiasaiko amin’izany.+
10 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hofongorako ny vahoakan’i Ejipta, ka i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona no hampiasaiko amin’izany.+