Jeremia 48:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hidiran’ny mpandrava ny tanàna rehetra,Ka tsy hisy tanàna ho afa-miala.+ Ho potika ny lohasaha*Ary ho simba ny tany lemaka,* araka ny efa nolazain’i Jehovah.
8 Hidiran’ny mpandrava ny tanàna rehetra,Ka tsy hisy tanàna ho afa-miala.+ Ho potika ny lohasaha*Ary ho simba ny tany lemaka,* araka ny efa nolazain’i Jehovah.