Isaia 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny fanamelohana ny lemaka karakaina: Any anaty ala eny amin’ny lemaka karakaina no hatorianareo,Ry andian’olona avy any Dedana.+ Jeremia 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+ Jeremia 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dedana,+ Tema, Boza, ary izay rehetra nokakasana ny fihirifany;+
13 Ny fanamelohana ny lemaka karakaina: Any anaty ala eny amin’ny lemaka karakaina no hatorianareo,Ry andian’olona avy any Dedana.+
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+