Jeremia 48:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Fa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hamelatra ny elany izy mba hifaoka an’i Moaba,+Toy ny ataon’ny voromahery mifaoka ny hazany.+ Jeremia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Mianiana amin’ny tenako aho”, hoy i Jehovah, “fa hihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’i Bozra.+ Holatsaina sy horavana izy ary hozonina. Ho rava mandrakizay+ ny tanànany rehetra.”
40 “Fa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hamelatra ny elany izy mba hifaoka an’i Moaba,+Toy ny ataon’ny voromahery mifaoka ny hazany.+
13 “Mianiana amin’ny tenako aho”, hoy i Jehovah, “fa hihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’i Bozra.+ Holatsaina sy horavana izy ary hozonina. Ho rava mandrakizay+ ny tanànany rehetra.”