Isaia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoentaniko hamely azy ireo ny Medianina,+Izay tsy miraharaha volafotsySady tsy tia volamena. Jeremia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny. Jeremia 51:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo,Dia hihoby noho izay hanjo an’i Babylona.+Fa ho tonga ao aminy avy any avaratra+ ireo mpandrava”, hoy i Jehovah.
11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.
48 Ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo,Dia hihoby noho izay hanjo an’i Babylona.+Fa ho tonga ao aminy avy any avaratra+ ireo mpandrava”, hoy i Jehovah.