Mika 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry lovanao,+ dia ny vahoakanao,Ilay nipetraka irery tany an’ala, teo afovoan’ny saham-boankazo. Avelao izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ hoatran’ny tamin’ny taloha.
14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry lovanao,+ dia ny vahoakanao,Ilay nipetraka irery tany an’ala, teo afovoan’ny saham-boankazo. Avelao izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ hoatran’ny tamin’ny taloha.