Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+ Isaia 13:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoentaniko hamely azy ireo ny Medianina,+Izay tsy miraharaha volafotsySady tsy tia volamena. 18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.
8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+
17 Hoentaniko hamely azy ireo ny Medianina,+Izay tsy miraharaha volafotsySady tsy tia volamena. 18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.