Isaia 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray,Ary tsy raharahiany mihitsy ny fitorian’ny mpitondratena.+
23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray,Ary tsy raharahiany mihitsy ny fitorian’ny mpitondratena.+