Deoteronomia 28:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hanana fofombady ianao, saingy hisy lehilahy hanolana azy. Hanamboatra trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+ Jeremia 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa homeko ho an’olon-kafa ny vadiny,Ary ny sahany ho lasan’olona,+Satria samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ izy ireo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Fitomaniana 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Natao afa-baraka* ny vehivavy manambady tao Ziona, sy ny virjiny tany amin’ireo tanànan’i Joda.+ Zefania 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Horobaina ny harenany, ary horavana ny tranony.+ Hanao trano izy, nefa tsy hipetraka ao,Ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.+
30 Hanana fofombady ianao, saingy hisy lehilahy hanolana azy. Hanamboatra trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+
10 Koa homeko ho an’olon-kafa ny vadiny,Ary ny sahany ho lasan’olona,+Satria samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ izy ireo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+
13 Horobaina ny harenany, ary horavana ny tranony.+ Hanao trano izy, nefa tsy hipetraka ao,Ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.+