-
Jeremia 17:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “‘“Fa raha tsy mankatò ahy kosa ianareo ka tsy manamasina ny andro sabata, fa mitondra entana sy mampiditra an’izany eo amin’ireo vavahadin’i Jerosalema na Sabata aza ny andro, dia hodorako ireo vavahadiny. Dia ho levon’ny afo ireo tilikambo voaro mafy ao Jerosalema,+ ary tsy hovonoina izany afo izany.”’”+
-