Jeremia 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Ho fatin’ny aretina mahafaty+ izy ireny, nefa tsy hisy hisaona na handevina azy. Ho lasa zezika eny ambonin’ny tany+ izy ireny. Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary+ izy ireny, ary ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.’
4 ‘Ho fatin’ny aretina mahafaty+ izy ireny, nefa tsy hisy hisaona na handevina azy. Ho lasa zezika eny ambonin’ny tany+ izy ireny. Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary+ izy ireny, ary ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.’