Isaia 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hosaziko ianao,Ary hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao.Hesoriko daholo koa ny loto eo aminao.+ Isaia 48:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nodioviko ianao, nefa tsy nataoko hoatran’ny manadio volafotsy.+ Nosedraiko* tao anatin’ny fatana fandrendrehana ianao, izany hoe tao anatin’ny fahoriana.+
25 Dia hosaziko ianao,Ary hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao.Hesoriko daholo koa ny loto eo aminao.+
10 Nodioviko ianao, nefa tsy nataoko hoatran’ny manadio volafotsy.+ Nosedraiko* tao anatin’ny fatana fandrendrehana ianao, izany hoe tao anatin’ny fahoriana.+