Jeremia 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nijery aho ka hitako fa tsy nisy olona intsony,Ary efa lasa nandositra daholo ny voro-manidina.+ Zefania 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Haripako ny olona sy ny biby. Haripako ny voro-manidina eny amin’ny lanitra sy ny trondro any an-dranomasina,+Ary ny vato mahatafintohina*+ sy ny ratsy fanahy.Hesoriko tsy hisy eny ambonin’ny tany ny olona”, hoy i Jehovah.
3 “Haripako ny olona sy ny biby. Haripako ny voro-manidina eny amin’ny lanitra sy ny trondro any an-dranomasina,+Ary ny vato mahatafintohina*+ sy ny ratsy fanahy.Hesoriko tsy hisy eny ambonin’ny tany ny olona”, hoy i Jehovah.