Jeremia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy mba nanontany akory ny mpisorona hoe: ‘Aiza i Jehovah?’+ Na ireo mpampianatra Lalàna aza tsy nahalala ahy.Nikomy tamiko ireo mpiandry.+Naminany tamin’ny anaran’i Bala ireo mpaminany+Sady nanaraka an’izay tsy mahasoa. Jeremia 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro izy ireo, ary ho voafandrika. Tsy noraharahiany ny tenin’i Jehovah,Ka inona intsony no fahendrena ananany?
8 Tsy mba nanontany akory ny mpisorona hoe: ‘Aiza i Jehovah?’+ Na ireo mpampianatra Lalàna aza tsy nahalala ahy.Nikomy tamiko ireo mpiandry.+Naminany tamin’ny anaran’i Bala ireo mpaminany+Sady nanaraka an’izay tsy mahasoa.
9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro izy ireo, ary ho voafandrika. Tsy noraharahiany ny tenin’i Jehovah,Ka inona intsony no fahendrena ananany?