18 Dia hoy izy ireo: “Andao isika hanao tetika hamelezana an’i Jeremia,+ satria mbola ho eo foana ny lalàna avy amin’ny mpisorontsika, ny torohevitra avy amin’ny olon-kendry, ary ny teny avy amin’ny mpaminany. Andao isika hiampanga azy, ary aza miraharaha an’izay lazainy.”