Isaia 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+ Amosa 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ‘Nampisotroinareo divay foana anefa ny Nazirita,+Ary nandidy ny mpaminany ianareo hoe: “Aza maminany.”+ Amosa 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Henoy àry ny tenin’i Jehovah: ‘Ianao niteny hoe: “Aza maminany hoe hisy loza hanjo ny Israely,+ ary aza mitory+ hoe homelohina ny taranak’i Isaka.”
10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+
12 ‘Nampisotroinareo divay foana anefa ny Nazirita,+Ary nandidy ny mpaminany ianareo hoe: “Aza maminany.”+
16 Henoy àry ny tenin’i Jehovah: ‘Ianao niteny hoe: “Aza maminany hoe hisy loza hanjo ny Israely,+ ary aza mitory+ hoe homelohina ny taranak’i Isaka.”