19 Ary nieritreritra aho hoe: ‘Hataoko ho isan’ny zanako lahy ianareo ary homeko an’ilay tany mahafinaritra, dia ilay lova tsara indrindra teo amin’ireo firenena!’+ Nieritreritra koa aho hoe hiantso ahy hoe ‘Raiko!’ ianareo, ary tsy hiala amiko mihitsy.