Levitikosy 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho lany hery fotsiny ianareo, satria tsy hahavokatra ny taninareo+ ary tsy hamoa ny hazo ao amin’ilay tany. Deoteronomia 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+
20 Ho lany hery fotsiny ianareo, satria tsy hahavokatra ny taninareo+ ary tsy hamoa ny hazo ao amin’ilay tany.
23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+