Jeremia 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy naniraka an’ireo mpaminany ireo aho, nefa nihazakazaka nanao an’izany izy ireo. Tsy niteny taminy aho nefa naminany izy ireo.+ Jeremia 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Fa tsy naniraka an’ireny aho’, hoy i Jehovah, ‘nefa maminany lainga amin’ny anarako izy. Koa raha mihaino azy ianareo dia haparitako, ary ho faty ianareo sy ny mpaminany izay maminany aminareo.’”+
21 Tsy naniraka an’ireo mpaminany ireo aho, nefa nihazakazaka nanao an’izany izy ireo. Tsy niteny taminy aho nefa naminany izy ireo.+
15 “‘Fa tsy naniraka an’ireny aho’, hoy i Jehovah, ‘nefa maminany lainga amin’ny anarako izy. Koa raha mihaino azy ianareo dia haparitako, ary ho faty ianareo sy ny mpaminany izay maminany aminareo.’”+