Jeremia 7:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay tsy hiantsoana azy io intsony hoe Tofeta na Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,* fa hoe Lohasaha Famonoana. Handevina ao Tofeta izy ireo, mandra-paha tsy hisy toerana azo andevenana intsony ao.+
32 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay tsy hiantsoana azy io intsony hoe Tofeta na Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,* fa hoe Lohasaha Famonoana. Handevina ao Tofeta izy ireo, mandra-paha tsy hisy toerana azo andevenana intsony ao.+