2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nesoin’izy ireo foana anefa ny irak’ilay tena Andriamanitra,+ ary tsy noraharahiany ny tenin’Andriamanitra,+ sady nihomehezany ny mpaminaniny.+ Tezitra be tamin’ny vahoakany àry i Jehovah tamin’ny farany,+ ary efa tsy azo nampiana intsony koa izy ireo. Jeremia 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Iza no hitenenako sy hampitandremako? Iza no hihaino ahy? Tsentsina* ny sofin’izy ireo, ka tsy afaka mandre.+ Ataon’izy ireo tsinontsinona ny tenin’i Jehovah,+Sady tsy mahafinaritra azy.
16 Nesoin’izy ireo foana anefa ny irak’ilay tena Andriamanitra,+ ary tsy noraharahiany ny tenin’Andriamanitra,+ sady nihomehezany ny mpaminaniny.+ Tezitra be tamin’ny vahoakany àry i Jehovah tamin’ny farany,+ ary efa tsy azo nampiana intsony koa izy ireo.
10 “Iza no hitenenako sy hampitandremako? Iza no hihaino ahy? Tsentsina* ny sofin’izy ireo, ka tsy afaka mandre.+ Ataon’izy ireo tsinontsinona ny tenin’i Jehovah,+Sady tsy mahafinaritra azy.