7 “Tsarovy, ary aza hadinoina mihitsy ny zavatra nataonareo ka nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrareo tany an-tany efitra.+ Nikomy tamin’i Jehovah foana ianareo,+ nanomboka tamin’ny andro nialanareo tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity.