Jeremia 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Fa izao no lazain’i Jehovah momba ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda:‘Hoatran’i Gileada ianao amikoSady hoatran’ny tampon’i Libàna. Hataoko lasa tany efitra anefa ianao,Ary tsy hisy hipetraka ireo tanànanao.+
6 “Fa izao no lazain’i Jehovah momba ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda:‘Hoatran’i Gileada ianao amikoSady hoatran’ny tampon’i Libàna. Hataoko lasa tany efitra anefa ianao,Ary tsy hisy hipetraka ireo tanànanao.+