Deoteronomia 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hilamina ny tanin’i Israely,Ary ho voaro ny lavadranon’i Jakoba,Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao,+Ary hitete ando ny lanitra eo amboniny.+ Jeremia 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 ‘Hangoniko izy ireo, ka halaiko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy tamin’izaho tezitra sy vinitra ary nisafoaka.+ Ary hampodiko eto amin’ity toerana ity izy ireo ka havelako hiadana sy hilamina.+ Zakaria 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy mponina ao Jerosalema, ary tsy ho voaheloka haringana intsony izy.+ Dia hiadana sy hilamina ny mponina ao.+
28 Hilamina ny tanin’i Israely,Ary ho voaro ny lavadranon’i Jakoba,Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao,+Ary hitete ando ny lanitra eo amboniny.+
37 ‘Hangoniko izy ireo, ka halaiko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy tamin’izaho tezitra sy vinitra ary nisafoaka.+ Ary hampodiko eto amin’ity toerana ity izy ireo ka havelako hiadana sy hilamina.+
11 Hisy mponina ao Jerosalema, ary tsy ho voaheloka haringana intsony izy.+ Dia hiadana sy hilamina ny mponina ao.+