Isaia 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona* ilay tany+ sady lasa ngazana. Malazo ny tany lonaka sady maina. Milofika ny olona ambony ao amin’ilay tany. Joela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Potika tanteraka ny vokatra eny an-tsaha, ary misaona ny tany,+Fa tsy misy varimbazaha intsony, sady ritra ny divay vaovao, ary lany ny menaka.+
4 Misaona* ilay tany+ sady lasa ngazana. Malazo ny tany lonaka sady maina. Milofika ny olona ambony ao amin’ilay tany.
10 Potika tanteraka ny vokatra eny an-tsaha, ary misaona ny tany,+Fa tsy misy varimbazaha intsony, sady ritra ny divay vaovao, ary lany ny menaka.+