-
2 Tantara 28:20-22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tamin’ny farany, dia nanafika azy i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria, ka nampijaly azy+ fa tsy nanampy azy akory. 21 Efa nalain’i Ahaza anefa ny zava-drehetra tao an-tranon’i Jehovah sy tao an-tranon’ny* mpanjaka+ sy ny andriana, ka nataony fanomezana ho an’ny mpanjakan’i Asyria, saingy tsy nahavonjy azy izany. 22 Na dia efa nijaly aza i Ahaza Mpanjaka, dia vao mainka nivadika tamin’i Jehovah ihany.
-