Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+ Jeremia 18:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Isaky ny milaza aho hoe hanongotra sy handrodana ary handrava firenena na fanjakana iray,+ 8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena, dia hiova hevitra* aho ka tsy hampihariko aminy indray ilay loza nokasaiko hamelezana azy.+ Jeremia 36:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Angamba rehefa maheno ny loza rehetra nokasaiko hamelezana azy ny taranak’i Joda, dia mety hiala amin’ny fanao ratsiny, ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+ Ezekiela 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Ary raha miala amin’ny ratsy fanaony ny ratsy fanahy, ka lasa manao ny rariny sy ny hitsiny, dia hamonjy ny ainy izy.+
7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+
7 Isaky ny milaza aho hoe hanongotra sy handrodana ary handrava firenena na fanjakana iray,+ 8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena, dia hiova hevitra* aho ka tsy hampihariko aminy indray ilay loza nokasaiko hamelezana azy.+
3 Angamba rehefa maheno ny loza rehetra nokasaiko hamelezana azy ny taranak’i Joda, dia mety hiala amin’ny fanao ratsiny, ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+
27 “‘Ary raha miala amin’ny ratsy fanaony ny ratsy fanahy, ka lasa manao ny rariny sy ny hitsiny, dia hamonjy ny ainy izy.+