2 “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Mitsangàna eo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah, ary resaho ny momba ny mponina rehetra ao amin’ny tanànan’i Joda, izay ho avy hivavaka ao an-tranon’i Jehovah. Teneno azy daholo izay asaiko lazainao. Aza misy anesorana na teny iray aza.