1 Mpanjaka 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nanao kalesy*+ varahina folo izy. Efatra hakiho ny lavan’ny kalesy tsirairay, efatra hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony. 2 Mpanjaka 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Efa tsy voalanja intsony+ ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy tamin’ilay Ranomasina ary tamin’ireo kalesy nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah. 2 Tantara 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanamboatra fitoeran-davenona sy lapelina ary vilia baolina koa i Hirama.+ Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’ilay tena Andriamanitra:+ 2 Tantara 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ny kalesy* folo sy ny koveta folo teo amboniny;+
27 Dia nanao kalesy*+ varahina folo izy. Efatra hakiho ny lavan’ny kalesy tsirairay, efatra hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony.
16 Efa tsy voalanja intsony+ ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy tamin’ilay Ranomasina ary tamin’ireo kalesy nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah.
11 Nanamboatra fitoeran-davenona sy lapelina ary vilia baolina koa i Hirama.+ Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’ilay tena Andriamanitra:+