2 Mpanjaka 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa mpanjaka i Joiakina+ tamin’izy 18 taona, ary nanjaka telo volana tany Jerosalema+ izy. Nehosta no anaran-dreniny, ary zanak’i Elnatana avy any Jerosalema izy io. Jeremia 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah, ‘dia hotsoahako hiala eo an-tanako ianao, ry Konia*+ zanak’i Joiakima,+ mpanjakan’ny Joda, na dia toy ny peratra fanombohan-kase eto amin’ny tanako ankavanana aza!
8 Lasa mpanjaka i Joiakina+ tamin’izy 18 taona, ary nanjaka telo volana tany Jerosalema+ izy. Nehosta no anaran-dreniny, ary zanak’i Elnatana avy any Jerosalema izy io.
24 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah, ‘dia hotsoahako hiala eo an-tanako ianao, ry Konia*+ zanak’i Joiakima,+ mpanjakan’ny Joda, na dia toy ny peratra fanombohan-kase eto amin’ny tanako ankavanana aza!