Jeremia 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mbola nanao an’izany rehetra izany ihany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary na dia efa niteny anareo imbetsaka* aza aho, dia tsy nihaino ianareo.+ Niantso anareo foana aho, fa tsy namaly ianareo.+
13 Mbola nanao an’izany rehetra izany ihany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary na dia efa niteny anareo imbetsaka* aza aho, dia tsy nihaino ianareo.+ Niantso anareo foana aho, fa tsy namaly ianareo.+