Deoteronomia 32:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela. Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+
36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela.
18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+