Zakaria 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Izao àry no tenin’i Jehovah: ‘“Hiverina eto Jerosalema aho ka hamindra fo aminy.+ Dia haorina eto ny tranoko,+ ary horefesina amin’ny tady fandrefesana i Jerosalema”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.’
16 “Izao àry no tenin’i Jehovah: ‘“Hiverina eto Jerosalema aho ka hamindra fo aminy.+ Dia haorina eto ny tranoko,+ ary horefesina amin’ny tady fandrefesana i Jerosalema”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.’