Isaia 63:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, fa maninona izahay no avelanao hirenireny* hiala amin’ny lalanao? Maninona no avelanao* ho lasa mafy fo izahay, ka lasa tsy matahotra anao?+ Miverena noho ny amin’ny mpanomponao,Dia ilay vahoaka lovanao.+
17 Jehovah ô, fa maninona izahay no avelanao hirenireny* hiala amin’ny lalanao? Maninona no avelanao* ho lasa mafy fo izahay, ka lasa tsy matahotra anao?+ Miverena noho ny amin’ny mpanomponao,Dia ilay vahoaka lovanao.+