Salamo 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Satria ampahorina ny olona mijalyAry misento ny mahantra,+Dia hitsangana aho ka hanao zavatra”, hoy i Jehovah. “Hovonjeko izy ireo mba tsy ho azon’izay manao tsinontsinona* azy.” Ohabolana 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Samy maharikoriko an’i Jehovah,Na izay manafaka madiodio ny ratsy fanahy, na izay manameloka ny olo-marina.+
5 “Satria ampahorina ny olona mijalyAry misento ny mahantra,+Dia hitsangana aho ka hanao zavatra”, hoy i Jehovah. “Hovonjeko izy ireo mba tsy ho azon’izay manao tsinontsinona* azy.”
15 Samy maharikoriko an’i Jehovah,Na izay manafaka madiodio ny ratsy fanahy, na izay manameloka ny olo-marina.+