2 Mpanjaka 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tena mafy ny mosary+ tao amin’ilay tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra, ka tsy nanan-kohanina intsony ny vahoaka.+ Jeremia 38:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Tena ratsy ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany! Natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy. Ho faty mosary ao izy satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.”+
3 Tena mafy ny mosary+ tao amin’ilay tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra, ka tsy nanan-kohanina intsony ny vahoaka.+
9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Tena ratsy ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany! Natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy. Ho faty mosary ao izy satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.”+