Salamo 107:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nikomy tsy nanaraka ny tenin’Andriamanitra mantsy izy ireo;Tsy noraharahiany ny torohevitr’ilay Avo Indrindra.+ Isaia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihainoa, ry lanitra, ary mihainoa tsara, ry tany!+Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+Nefa nikomy tamiko izy ireo.+ Isaia 63:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nikomy+ anefa izy ireo, ka nanao izay nampalahelo ny fanahiny masina.+ Lasa fahavalon’izy ireo àry izy,+Ka niady taminy.+
11 Nikomy tsy nanaraka ny tenin’Andriamanitra mantsy izy ireo;Tsy noraharahiany ny torohevitr’ilay Avo Indrindra.+
2 Mihainoa, ry lanitra, ary mihainoa tsara, ry tany!+Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+Nefa nikomy tamiko izy ireo.+
10 Nikomy+ anefa izy ireo, ka nanao izay nampalahelo ny fanahiny masina.+ Lasa fahavalon’izy ireo àry izy,+Ka niady taminy.+